Célébration
Sakafom-Pifaliana
Sampana Lehilahy Kristiana · FJKM Atsimon'Imahamasina
Fifaliana ho anay ny manasa anao hiombona amin'ny Sakafom-Pifaliana izay hiarahantsika ao amin'ny Grande Salle manomboka amin'ny 12h30. Alahady hitondrana am-bavaka sy fanateram-bokatra : 6h30 sy 10h00. Miasa ao amin'ny mino ny Fanahy Masina.
- Date
- dimanche 10 mai 2026
- Heure
- 12h30
- Lieu
- Grande Salle
« Ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara » — Hebreo 10:24
Participation
Irina ny hanomezanao ny isan'ny ankohonana ho avy mialohan'ny 30 aprily 2026.
Contact
034 05 411 39 (Filoha) · 032 37 183 19 (Filoha Mpanampy)